Ezra 8:20 MG1865

20 ary avy tamin'ny Netinima, izay notendren'i Davida sy ny mpanapaka hanompo ny Levita, dia roa-polo amby roan-jato lahy; notononina anarana avokoa ireo.

Vakio ny toko manontolo Ezra 8

Jereo Ezra 8:20 amin'ny teny manodidina.