Ezra 9:3 MG1865

3 Ary nony nandre izany zavatra izany aho, dia nandriatra ny lambako sy ny akanjoko sady nandrompotra ny volon-dohako sy ny somotro, dia nipetraka tahaka ilay torana iny aho.

Vakio ny toko manontolo Ezra 9

Jereo Ezra 9:3 amin'ny teny manodidina.