18 Marina Jehovah, fa efa nandà ny teniny aho; Ry firenena rehetra, masìna ianareo, mba jereo ny fahoriako; Lasan-ko babo ny virijinako sy ny zatovoko.
Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1
Jereo Fitomaniana 1:18 amin'ny teny manodidina.