Fitomaniana 1:20 MG1865

20 Izahao, Jehovah ô, fa azom-pahoriana aho, mandevilevy ny foko; Miontana ato anatiko ny foko, fa naditra dia naditra aho; Eny ivelany dia ny sabatra no mahafoana anaka, ary ao an-trano dia toa misy fahafatesana kosa.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1

Jereo Fitomaniana 1:20 amin'ny teny manodidina.