5 Ny rafiny no mpanapaka, ny fahavalony no miadana, Satria Jehovah no efa nampahory azy noho ny hamaroan'ny fahotany; Ny zanany madinika dia lasan-ko babo eo anoloan'ny fahavalony,
Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1
Jereo Fitomaniana 1:5 amin'ny teny manodidina.