Fitomaniana 2:13 MG1865

13 Inona no hataoko vavolombelona ho anao? Inona no hanoharako anao, ry Jerosalema zanakavavy? Inona no hampitahaiko aminao mba hampiononako anao, ry Ziona zanakavavy virijina? Fa lehibe toy ny ranomasina ny faharatranao, iza no mahasitrana anao?

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:13 amin'ny teny manodidina.