Fitomaniana 2:21 MG1865

21 Miampatrampatra eny an-dalambe ny tanora sy ny antitra; Ny virijinako sy ny zatovoko dia lavon'ny sabatra, Novonoinao tamin'ny andro fahatezeranao izy, eny, naripakao, fa tsy niantranao.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:21 amin'ny teny manodidina.