Fitomaniana 2:9 MG1865

9 Ny vavahadiny dia tototry ny tany, nosimbany sy notapatapahiny ny hidiny; Ny mpanjakany sy ny mpanapaka azy efa mby any amin'ny firenena; Tsy misy lalàna intsony, fa na ny mpaminaniny aza dia tsy mahita fahitana avy amin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:9 amin'ny teny manodidina.