61 Jehovah ô, efa renao ny latsa ataony, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy,
62 Dia ny molotr'izay mitsangana hanohitra ahy sy ny saina ataony mandritra ny andro hamelezana ahy.
63 Jereo ny fipetrany sy ny fitsangany, fa ataony an-kira aho.
64 Hovalianao araka ny asan'ny tànany izy, Jehovah ô.
65 Eny, hohamaizininao ny fony, hihatra aminy ny ozonao.