Fitomaniana 4:15 MG1865

15 Ny olona niantsoantso azy hoe: Mialà ianareo, fa maloto, mialà, mialà, aza mikasika anay. Raha nandositra sy niraparapa izy, dia hoy ny olona tany amin'ny jentilisa: Tsy mahazo mivahiny atỳ intsony ireny.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 4

Jereo Fitomaniana 4:15 amin'ny teny manodidina.