Genesisy 1:11 MG1865

11 Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka ny tany haniry ahitra sy anana mamoa ary hazo fihinam-boa izay mamoa, samy araka ny karazany avy, ka manam-boa ao aminy, eny ambonin'ny tany; dia nisy izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 1

Jereo Genesisy 1:11 amin'ny teny manodidina.