Genesisy 1:24 MG1865

24 Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka ny tany hamoaka zava-manan'aina samy araka ny karazany avy, dia biby fiompy sy biby mandady sy mikisaka ary bibi-dia, samy araka ny karazany avy; dia nisy izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 1

Jereo Genesisy 1:24 amin'ny teny manodidina.