5 Ary Andriamanitra nanao ny mazava hoe andro; ary ny maizina nataony hoe alina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro voalohany izany.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 1
Jereo Genesisy 1:5 amin'ny teny manodidina.