Genesisy 10:1 MG1865

1 Ary izao no taranaky ny zanakalahin'i Noa, dia Sema sy Hama ary Jafeta: Samy niteraka zazalahy avy izy taorian'ny safo-drano.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 10

Jereo Genesisy 10:1 amin'ny teny manodidina.