Genesisy 11:4 MG1865

4 Ary hoy izy: Andeha isika hanao tanàna sy tilikambo ho antsika, ka ny tampony hahatakatra ny lanitra, dia hanao izay hahazoantsika laza, fandrao hiely eny ambonin'ny tany rehetra isika.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 11

Jereo Genesisy 11:4 amin'ny teny manodidina.