6 Ary hoy Jehovah : Indro, iray foko ny olona, sady iray fanononana izy rehetra, ary ity vao fiandohan'ny hataony; koa izao dia tsy hisy azo sakanana na inona na inona izay saintsaininy hatao.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 11
Jereo Genesisy 11:6 amin'ny teny manodidina.