Genesisy 12:20 MG1865

20 Dia nomen'i Farao teny ny mpanompony sasany ny amin'i Abrama; ary dia nanatitra azy sy ny vadiny mbamin'ny fananany rehetra ireo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 12

Jereo Genesisy 12:20 amin'ny teny manodidina.