Genesisy 14:14 MG1865

14 Ary raha nahare Abrama fa lasan-ko babo ny rahalahiny dia nitondra ny ompikeliny valo ambin'ny folo amby telon-jato izy, izay efa nahay niady. ka nanenjika hatrany Dana.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:14 amin'ny teny manodidina.