18 Ary Melkizedeka, mpanjakan'i Salema, nivoaka nitondra mofo sy divay; ary izy dia mpisoron'Andriamanitra Avo Indrindra.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 14
Jereo Genesisy 14:18 amin'ny teny manodidina.