Genesisy 14:20 MG1865

20 Ary isaorana anie Andriamanitra Avo Indrindra, Izay efa nanolotra ny fahavalonao teo an-tananao. Dia nomen'i Abrama azy ny ampahafolon'ny zavatra rehetra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:20 amin'ny teny manodidina.