Genesisy 14:22 MG1865

22 Fa hoy Abrama tamin'ny mpanjakan'i Sodoma: Izaho efa nanangan-tanana tamin'i Jehovah, Andriamanitra Avo Indrindra, Izay nahary ny lanitra sy ny tany,

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:22 amin'ny teny manodidina.