Genesisy 14:4 MG1865

4 Fa efa nanompo an'i Kedorlaomera roa ambin'ny folo taona ireo, fa tamin'ny taona fahatelo ambin'ny folo kosa dia niodina izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:4 amin'ny teny manodidina.