17 Ary rehefa maty ny masoandro, ka maizina dia maizina ny andro, dia, indro, nisy fatana fandoroana mivoa-tsetroka sy fanilo mirehitra, izay nandeha namaky teo anelanelan'ireo zavatra voasasaka ireo.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 15
Jereo Genesisy 15:17 amin'ny teny manodidina.