7 Ary hoy Izy taminy: Izaho no Jehovah Izay nitondra anao nivoaka avy tany Oran'ny Kaldeana, mba homeko anao ity tany ity ho lovanao.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 15
Jereo Genesisy 15:7 amin'ny teny manodidina.