13 Ary Hagara nanao ny anaran'i Jehovah, Izay niteny taminy hoe: Hianao no Andriamanitra Izay mahita; fa hoy izy: Tsy teto va no mbola velona aho aorian'ny fahitana?
Vakio ny toko manontolo Genesisy 16
Jereo Genesisy 16:13 amin'ny teny manodidina.