Genesisy 16:2 MG1865

2 Ary hoy Saray tamin'i Abrama: Indro, efa tsy nanome zanaka ahy Jehovah; masìna ianao, mivadia amin'ny mpanompovaviko; angamba hahazo zaza aminy aho. Dia neken'i Abrama ny tenin'i Saray.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 16

Jereo Genesisy 16:2 amin'ny teny manodidina.