Genesisy 16:6 MG1865

6 Ary hoy Abrama tamin'i Saray: Indro, eo an-tananao ihany ny mpanompovavinao; ataovy aminy izay sitraponao. Ary raha nampahorin'i Saray Hagara, dia nandositra ny tavany izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 16

Jereo Genesisy 16:6 amin'ny teny manodidina.