Genesisy 17:1 MG1865

1 Ary rehefa sivy amby sivi-folo taona Abrama, dia nisehoan'i Jehovah izy ka nitenenany hoe: Izaho no Andriamanitra Tsitoha; mandehana eo anatrehako, ka aoka ho tsy misy tsiny ianao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:1 amin'ny teny manodidina.