13 Tsy maintsy hoforana ny ompikelinao sy izay novidinao vola; ary ny fanekeko dia ho ao amin'ny nofonareo ho fanekena mandrakizay.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 17
Jereo Genesisy 17:13 amin'ny teny manodidina.