Genesisy 17:17 MG1865

17 Dia niankohoka Abrahama ary nitsiky, dia nanao anakampo hoe: Hiteraka va aho, izay efa zato taona? ary hiteraka va Saraha, izay efa sivi-folo taona?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:17 amin'ny teny manodidina.