Genesisy 17:19 MG1865

19 Ary hoy Andriamanitra: Tsia, fa Saraha vadinao hiteraka zazalahy aminao; ary ny anarany dia hataonao hoe Isaka; ary ny fanekeko haoriko aminy ho fanekena mandrakizay ho an'ny taranany mandimby azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:19 amin'ny teny manodidina.