Genesisy 17:21 MG1865

21 Nefa ny fanekeko haoriko amin'Isaka. izay haterak'i Saraha aminao raha avy ny taona toy izao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:21 amin'ny teny manodidina.