Genesisy 17:6 MG1865

6 Dia hahamaro ny taranakao indrindra Aho, ka hataoko ho firenena maro ianao; ary hisy mpanjaka hiseho avy aminao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:6 amin'ny teny manodidina.