Genesisy 18:12 MG1865

12 Ary Saraha dia nihomehy anakampo ka nanao hoe: Moa mbola hanana hafaliana ihany va aho rehefa tratrantitra toy izao, sady efa antitra koa itompokolahy?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:12 amin'ny teny manodidina.