Genesisy 18:19 MG1865

19 Fa efa nifidy azy Aho mba handidy ny zanany sy ny taranany mandimby azy hitandreman'ireo ny lalàn'i Jehovah hanao izay marina sy mahitsy, mba hitondran'i Jehovah amin'i Abrahama izay efa nolazainy taminy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:19 amin'ny teny manodidina.