Genesisy 18:25 MG1865

25 Sanatria Anao raha hanao toy izany ka hamono ny marina miaraka amin'ny meloka, ka ny marina hatao tahaka ny meloka; sanatria Anao izany! tsy hitsara marina va ny Mpitsara ny tany rehetra?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:25 amin'ny teny manodidina.