Genesisy 18:8 MG1865

8 Ary Abrahama naka ronono mandry sy ronono ary ilay zanak'omby efa namboariny, dia narosony teo anoloan'izy telo lahy; ary nijanona teo anilany teo ambanin'ny hazo izy, dia nihinana izy telo lahy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:8 amin'ny teny manodidina.