Genesisy 19:1 MG1865

1 Dia nankany Sodoma ilay anjely roa nony hariva, raha Lota nipetraka teo am-bavahadin'i Sodoma; ary raha nahita azy Lota, dia nitsangana mba hitsena azy izy ka niankohoka tamin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 19

Jereo Genesisy 19:1 amin'ny teny manodidina.