22 Mandehana faingana, mandosira ho ao; fa tsy mahazo manao na inona na inona aho mandra-pahatonganao ao. Izany no nanaovana ny anaran'ny tanàna hoe Zoara.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 19
Jereo Genesisy 19:22 amin'ny teny manodidina.