Genesisy 19:31 MG1865

31 Ary hoy ny vavimatoa tamin'ny zandriny: Efa antitra izao raintsika, ary tsy misy lehilahy ambonin'ny tany hanambady antsika araka ny fanaon'ny tany rehetra;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 19

Jereo Genesisy 19:31 amin'ny teny manodidina.