Genesisy 19:33 MG1865

33 Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin'iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany na izay nifohazany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 19

Jereo Genesisy 19:33 amin'ny teny manodidina.