Genesisy 19:35 MG1865

35 Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin'iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 19

Jereo Genesisy 19:35 amin'ny teny manodidina.