Genesisy 19:38 MG1865

38 Ary ny zandriny koa dia niteraka zazalahy ary ny anarany nataony hoe Benamy; izy kosa no rain'ny taranak'i Amona mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 19

Jereo Genesisy 19:38 amin'ny teny manodidina.