Genesisy 19:5 MG1865

5 dia niantso an'i Lota izy ireo ka nanao taminy hoe: Aiza ireo lehilahy vao tonga tato aminao izao alina izao? avoahy ho atỳ aminay izy hahalalanay azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 19

Jereo Genesisy 19:5 amin'ny teny manodidina.