Genesisy 2:14 MG1865

14 Ary ny anaran'ny ony fahatelo dia Hidekela; io no mandeha tandrifin'i Asyria. Ary ny ony fahefatra dia Eofrata.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 2

Jereo Genesisy 2:14 amin'ny teny manodidina.