Genesisy 2:21 MG1865

21 Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia natory izy; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 2

Jereo Genesisy 2:21 amin'ny teny manodidina.