Genesisy 2:7 MG1865

7 Ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 2

Jereo Genesisy 2:7 amin'ny teny manodidina.