Genesisy 2:9 MG1865

9 Ary nampanirin'i Jehovah Andriamanitra teo amin'ny tany ny hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady tsara ho fihinana, ary ny hazon'aina teo afovoan'ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 2

Jereo Genesisy 2:9 amin'ny teny manodidina.