Genesisy 20:13 MG1865

13 Ary raha nampifindrafindra ahy hiala tamin'ny tranon'ny raiko Andriamanitra, dia hoy izaho tamin'ny vadiko: Izao no soa hataonao amiko any amin'izay tany rehetra halehantsika dia lazao aho hoe: Anadahiko izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 20

Jereo Genesisy 20:13 amin'ny teny manodidina.