Genesisy 20:17 MG1865

17 Ary Abrahama dia nifona tamin'Andriamanitra; ary Andriamanitra nahasitrana an'i Abimeleka sy ny vadiny mbamin'ny mpanompovaviny; dia niteraka izy ireo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 20

Jereo Genesisy 20:17 amin'ny teny manodidina.